Entry hatevenana (tevina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra matevina: Lehibe ny hatevenan' ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an' efitra ny resatsika
Indrakely: Voatondro telo ny hatevenan' itỳ hazo fisaka itỳ [1.1]
Synonyms hatevina

Updated on 2023/01/05