Entry | 1 hatavezina |
Root | 2 tavy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao tonga matavy, afahy: Hatavezo ireto kisoa ireto ambara-piveriko Ampitomboina ny filaza azy, itarina anaovana laza masaka: Nohataveziny erỳ ny fitantarana ny ady baolina |
Explanations in English |
5 [1.2] see tavy. |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |