|
|
|
|

Entry1  hatavezana
Root  2  tavy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany
Explanations in English  5  [1.7] fatness, corpulence
Explanations in French  6  [1.8] embonpoint, graisse
Vocabulary  7  Health

Updated on 2023/01/20