Entry hatanjahana (tanjaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny hatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1]
Synonyms fahatanjahana

Updated on 2023/01/20