Entry | hataho > matahotra (tahotra) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony [1.1] | ||||||
Explanations in English | To be afraid of [1.7] | ||||||
Explanations in French | Craindre, être craintif [1.8] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Phytonyms |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word matahotra | ||||||
Entry | hataho > hatahina (hataka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Asaina mihataka, atao mihataka: Hataho kely io zaza io sao pitihin' ny vato eo Sarahina: Tsy maintsy hatahina ny biby tsy mbola marary [1.1] | ||||||||
Explanations in English | See hataka. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||