Entry hasoavina (soa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin' ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin' ny herintaona
Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin' ny fampianarana nomenao azy
Tahina: Hohasoavin' ny Tompo anie ianao [1.1]
Explanations in English See soa. [1.2]
Morphology 
Present : hasoavina, hasoaviko, hasoavinao, hasoaviny, hasoavintsika, hasoavinay, hasoavinareo, hasoavin', hasoavin-, hasoavim-, hasoavi-
Past : nohasoavina, nohasoaviko, nohasoavinao, nohasoaviny, nohasoavintsika, nohasoavinay, nohasoavinareo, nohasoavin', nohasoavin-, nohasoavim-, nohasoavi-
Future : hohasoavina, hohasoaviko, hohasoavinao, hohasoaviny, hohasoavintsika, hohasoavinay, hohasoavinareo, hohasoavin', hohasoavin-, hohasoavim-, hohasoavi-
Imperative : hasoavy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20