Entry hasiahana (siaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana [1.1]
Explanations in English Fierceness, violence [1.7]
Explanations in French Méchanceté [1.3, 1.8]
 Férocité [1.8]
Examples 
1Azo heverina koa hoe hasiahana maina tsy nisy voka-tsoa mivantana hoa azy nanao azy. [2.472]
2Moa tsy asehon' ireo teny ireo fa tena noheveriny ho hasiahana ny lahatra mahafaty ny olombelona? [2.296]

Anagrams 

Updated on 2024/02/19