Entry harongam-pohatra (harongana, fohatra)
Part of speech expression
Malagasy definition levona, ringana tanteraka hatrany amin' ny fakany; lany harena, botry tanteraka [Rajemisa 1985]
English translation destroyed, spent, ruined. [Richardson 1885]
Quotes 

Updated on 2020/07/31