Entry harofana (haroka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Alaina, halorina ao anaty lavaka, hadina ao anaty tany: Noharofan' ny saka tao' anaty lavany ilay totozy
Tadiavina ho fantatra, karohina: Noharofany ny hevitro fa lany andro foana izy [1.1]
Explanations in English See haroka [1.2]
Explanations in French Qu’on fouille, qu'on cherche à connaître, qu'on sonde: Noharofan’ ny alika ny lavaka ka nahazo sokina izy (Le chien a fouillé dans le trou et a attrapé un hérisson) ~ Noharofany ny hevitro, fa sasa-poana izy (Il a cherché à connaitre ma pensée, mais il a perdu son temps) [1.3]
Morphology 
Present : harofana, harofako, harofanao, harofany, harofantsika, harofanay, harofanareo, harofan', harofan-, harofam-, harofa-
Past : noharofana, noharofako, noharofanao, noharofany, noharofantsika, noharofanay, noharofanareo, noharofan', noharofan-, noharofam-, noharofa-
Future : hoharofana, hoharofako, hoharofanao, hoharofany, hoharofantsika, hoharofanay, hoharofanareo, hoharofan', hoharofan-, hoharofam-, hoharofa-
Imperative : harofy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20