Entry hararaotina (hararaotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Vonjena hatao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty izao vidim-bary mora izao mba hividianana betsaka
¶ Ampiasaina ny fahavoazan' ny sasany mba hamelezana azy bebe kokoa: Nohararaotinao ny tsy naha-teo ahy mba hanaovanao ny fifaninanana [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be made to have on'es guilt or calamity aggravated, to be pursued successively, to be subject to general annoyance by others when one party has shown hostility to one. [Richardson 1885]
 to be taken advantage of; [Hallanger 1973]
Explanations in French dont on tire avantage, dont on profite; [Hallanger 1974]
Morphology 
hararaotina
hararaotiko
hararaotinao
hararaotiny
hararaotintsika
hararaotinay
hararaotinareo
hararaotin'
hararaotin-
hararaotim-
hararaoti-
nohararaotina
nohararaotiko
nohararaotinao
nohararaotiny
nohararaotintsika
nohararaotinay
nohararaotinareo
nohararaotin'
nohararaotin-
nohararaotim-
nohararaoti-
hohararaotina
hohararaotiko
hohararaotinao
hohararaotiny
hohararaotintsika
hohararaotinay
hohararaotinareo
hohararaotin'
hohararaotin-
hohararaotim-
hohararaoti-
hararaoty

Updated on 2020/07/31