Entry harangaranina (harangarana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Jerena amin' ny loaka kely, tsikilovina: Noharangaraniko tamin' ny varavarankely ilay vahiny [1.1]
Explanations in English To be peeped at through a hole, or a small opening. [1.2]
Morphology 
Present : harangaranina, harangaraniko, harangaraninao, harangaraniny, harangaranintsika, harangaraninay, harangaraninareo, harangaranin', harangaranin-, harangaranim-, harangarani-
Past : noharangaranina, noharangaraniko, noharangaraninao, noharangaraniny, noharangaranintsika, noharangaraninay, noharangaraninareo, noharangaranin', noharangaranin-, noharangaranim-, noharangarani-
Future : hoharangaranina, hoharangaraniko, hoharangaraninao, hoharangaraniny, hoharangaranintsika, hoharangaraninay, hoharangaraninareo, hoharangaranin', hoharangaranin-, hoharangaranim-, hoharangarani-
Imperative : harangarano
Proverbs 

Updated on 2023/01/20