|
|
|
|

Entry (1/2)1  harakaraka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 karazam-borona [1.1]
Explanations in English  4 [Provincial] a bird, a peculiar species of roller. Eurystomus madagascariensis, L. [1.2]
Vocabulary  5  Zoology: birds

Entry (2/2)6  harakaraka
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 [Betsimisaraka] aretina heverina fa hazo tamin'ny zavatra nihoanina tany an'ala, ka mandoa izay ny olona voan'ny harakaraka [1.78]
9 [Sihanaka] areti-mandalo [1.78]
Vocabulary  10  Health

Updated on 2026/02/04