Entry harafesina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Tentina menamena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin' ny hamandoana, taim-by: Voan' ny harafesina ity vy ity
Misy taim-by, rakotr' io tentina menamena io: Harafesina ny hidim-baravarana fa asio menaka. Indraindray anefa ampiasaina ho solon' ny "harafesina" mpamaritra milaza toetra ny hoe "harafesenina" izay tena tokony ho izy tokoa: Harafesenina ny hidim-baravarana fa asio menaka [1.1]
Explanations in English Rust
Rusty [1.2, 1.7]
Explanations in French Rouille
Rouillé [1.8]
Derivatives 
 

Entry harafesina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny marary efa ambavahoana izay mangana ny molony ary manopy mena ny nifiny [1.1]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31