Entry haodiana (haody)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Azo idirana: Haody tompoko ò -- Haodiana e! [1.1]
Explanations in English The answer given by the owner of the house to the word Haody, equivalent to saying come in, come forward. [1.2]
Morphology 
Present : haodiana, haodiako, haodianao, haodiany, haodiantsika, haodianay, haodianareo, haodian', haodian-, haodiam-, haodia-
Past : nohaodiana, nohaodiako, nohaodianao, nohaodiany, nohaodiantsika, nohaodianay, nohaodianareo, nohaodian', nohaodian-, nohaodiam-, nohaodia-
Future : hohaodiana, hohaodiako, hohaodianao, hohaodiany, hohaodiantsika, hohaodianay, hohaodianareo, hohaodian', hohaodian-, hohaodiam-, hohaodia-

Anagrams 

Updated on 2023/01/20