|
|
|
|

Entry (1/2)1  hao
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1]
4  katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13]
Explanations in English  5  a louse, a tick. [1.2]
6  a louse [1.7]
Explanations in French  7  pou [1.8, 1.13, 1.82]
Examples  8  Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528#]
Vocabulary  9  Zoology: invertebrates
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word hao
Article  16  Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)17  hao
Part of speech  18  adverb
Explanations in Malagasy  19  eny [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  20  oui [Taisaka] [1.82]
Tables and plates  21  All the adverbs

Anagrams  22  aho, hao, hoa

Updated on 2023/06/12