Entry | hantaina (hanta) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Angatahina mafy erỳ:
Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | hantaina, ihantana, tanahina |
Updated on 2023/01/05 |