| Entry (1/2) | 1 hanky |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in English |
3 a custom, manners. (Prov.) See fomba.
[1.2] |
| Explanations in French |
4 [Tankarana] usages propres aux Européens.
[1.19] |
| Synonyms | 5 haky |
| Entry (2/2) | 6 hanky |
| Part of speech | 7 interjection [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
8 Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky! mpirahalahy ianareo sy Rabe!
[1.1] |
| Synonyms | 9 hankyvare |
| Combinations | 10 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word hanky |
| Updated on 2026/04/22 |
|