Entry | 1 hani-bary tsy harena |
Elementary words | 2 hanitra, vary, tsy, harena |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] izay fofon' ny vary manitra ao an-tranon' olona iray tsy azo ilazana fa manana ny ampy izy |
Explanations in English |
5 [1.2] the fragrance of rice is not wealth. |
Explanations in French |
6 [1.3] Le parfum du riz bien cuit n'enrichit pas ; fig. il ne faut pas qu'une jouissance présente fasse oublier un plus grand bien |
Updated on 2024/08/13 |