Entry | 1 handatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
somary misy toa mavesatra sady miraikidraikitra ao am-bava raha mihinana voankazo manta toy ny kaki, manga manta, ets, Maisatra 4 [1.78] [Tanala] maisatra amin'ny lela 5 [1.1] Misy tsiro somary maisatra amin' ny lela na amin' ny lanilany |
Explanations in French |
6 [1.196] (toute l'île) Adjectif : âcre ou âpre comme certains fruits trop verts. Le diminutif handatrandatra est souvent employé. |
Vocabulary |
7 Botany |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 handatre |
Anagrams | 10 handatra, hatandra |
Updated on 2020/07/31 |