Entry hambosana (ambo)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] haavo [Rakotosaona 1975]
 refy mijidina miainga amin'ny haabon'ny ranomasina [SLP 1986]
French translation altitude [SLP 1986]
Synonyms haambo

Entry hambôsana
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bezanozano] tanety [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31