Entry hamavoana (mavo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mavo somary vony: Ny hamavon' ny rindrina
Fihambaniana: Tsy nijery ny hamavoanay izy [1.1]
Synonyms hamavo

Updated on 2023/01/20