Entry hamaroana (maro)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra maro; habetsahana: Tsy azoko omena naoty betsaka ianao noho ny hamaroan' ny diso tamin' ny soratononinao [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05