Entry hamaraina (maraina)
Part of speech noun
Malagasy definition Fahatongavan' ny maraina: Mahafinaritra ny hamarainan' ny andro [Rajemisa 1985]
Synonyms fahamarainana

Updated on 2009/02/23