Entry | 1 hamandoana |
Root | 2 mando |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra lena ka tsy mety maina tsara: Ny hamandoan' itỳ efitra itỳ no tsy mahasalama anay ato |
Explanations in French |
5 [1.13] humidité |
Examples |
6 Tsy maina tanteraka ny akanjo nanaovako, ka tsaroako nihatra tamin' ny tenako ny hamandoana. [2.4#] 7 Mifanohitra amin'ny finoan'ny olona, ny sery dia tsy azo avy amin'ny hatsiaka na hamandoana (na dia mampihombo ny sery tokoa aza ny fanaovana mangatsiaka loatra, lena, na vizaka. [2.424#] |
Compound words |
|
Anagrams | 9 andamohana, hamandoana, handamanao, mahaondana |
Updated on 2023/02/23 |