Entry halavitana (lavitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halavitan' ny sekoly
Elanelana: Ohatrinona ny halavitan' i Toamasina sy Vavatenina? [1.1]
Synonyms halavirana ~ fahalavirana

Updated on 2020/07/31