Entry halavirina (lavitra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana elanelany mampisaraka ny tena aminy, tsy akekezina: Halavirina kely no fijery ny sary hoso-doko
¶ Andosirana: Halaviro ny naman-dratsy [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be avoided; to be left in the distance [Hallanger 1973]
Explanations in French qu'on √©vite; dont on s'√©loigne [Hallanger 1974]
Morphology 
halavirina
halaviriko
halavirinao
halaviriny
halavirintsika
halavirinay
halavirinareo
halavirin'
halavirin-
halavirim-
halaviri-
nohalavirina
nohalaviriko
nohalavirinao
nohalaviriny
nohalavirintsika
nohalavirinay
nohalavirinareo
nohalavirin'
nohalavirin-
nohalavirim-
nohalaviri-
hohalavirina
hohalaviriko
hohalavirinao
hohalaviriny
hohalavirintsika
hohalavirinay
hohalavirinareo
hohalavirin'
hohalavirin-
hohalavirim-
hohalaviri-
halaviro
Synonyms halavitina
Examples Halavirina ny toeram-panariam-pako sy be vovoka. [FOFAFIPE: Rosovola, page 49]
Quotes 

Updated on 2020/07/31