Entry halady
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fialan-tsiny; fanaovana aza fady
¶ Fitsapana alahelo [Rajemisa 1985]
English definition   [ala and ady (?).] An apology, an excuse. [Richardson 1885]
Derivations  

Entry halady
Part of speech   noun
Malagasy definition   Hafainganana, hamorana mahamasaka, mandre: Loza izany raha haladin' izay vilany [Rajemisa 1985]

Updated on 2011/04/04