Entry hako
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hambohambo, fisehosehoana ho [Rajemisa 1985]
Explanations in English self elation, magisterialness, hauteur. [Richardson 1885]
Explanations in French prétention, air précieux, recherche, délicatesse [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms hakohako

Entry hako
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Bara] dia: olo hako [Rakotosaona 1975]
  [Betsileo] olon-dia: Nahoa no tsa boria ny volo aba Rabia e, sokoa hako (Nahoana no tsy hetezana ny volonao Rabia, moa va tsy olon-dia) [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] dia; tsy tamana: Biby hako [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31