Entry hakingana (kinga)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1]
Explanations in English Cleverness, quickness [1.7]
Explanations in French Adresse [1.8, 1.13]
 Habileté [1.8]
 Rapidité, agilité [1.13]
Synonyms hakinga ~ fahakinga ~ fahakingana
Compound words 

Updated on 2023/01/20