Entry hakantoana (kanto)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hatsaran-tarehy fatratra, be renty [1.1]
Explanations in French L'habileté, la perfection d'une chose [1.3]
Examples ka noho izany nampitomboin'ny Tompo fatratra ny hatsaran-tarehiny ka tonga namirapiratra teo imason'ny olona rehetra, tamin'ny hakantoana tsy azo tahafina. [2.996]

Updated on 2023/01/20