Entry | 1 hajambaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao izay hahajamba, potsiri-maso mba tsy hahita: Nohajambain' ny habokana izy Voatampina ny mason' eritreritra: Nohajambain' ny vola Rangahy io ka ny zanany avy no namidiny |
Explanations in English |
4 [1.7] to be blinded; to be dazzled |
Explanations in French |
5 [1.8] qu'on aveugle, qui est ébloui |
Root | 6 jamba |
Morphology |
|
Anagrams | 11 hajambaina, hajambanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |