Entry haitianina
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Ny firenena tompon-tany any amin' ny andilantanin' i Haïti anelanelan' i Amerika avaratra sy atsimo
¶ Momba an' i Haïti, an' i Haïti na avy any Haïti [Rajemisa 1985]
English translation Haitian [3.1]
French translation haïtien, haïtienne [3.1]
Vocabulary 
Origin French: haïtien.

Updated on 2020/07/31