Entry haingy
Part of speech noun
Malagasy definition Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny nataony rehetra teo aloha [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms haingihaingy

Updated on 2020/07/31