Entry hahiazana (hia)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [Rajemisa 1985]
English translation leanness [Hallanger 1973]
French translation maigreur [Hallanger 1974]

Updated on 2020/07/31