Entry hafiriana (firy)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Enti-manontany ny isan' ny andro naharetan' ny zavatra na asa iray: Hafiriana no nipetrahanareo tany Toamasina [Rajemisa 1985]
English translation how many days? [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French translation combien de jours? [Hallanger 1974]

Updated on 2020/07/31