Entry hafinaretana (finaritra)
Part of speech noun
Malagasy definition Hafaliana: Akory ny hafinaretakonamaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
¶ Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny hafinaretana [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms fahafinaretana

Updated on 2009/02/23