|
|
|
|

Entry1  hafeno
Root  2  feno
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka
Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko.
Synonyms  5  hafenoana, fahafenoana

Anagrams  6  faheno, faneho, hafeno

Updated on 2020/07/31