Entry hafatesana (faty)
Part of speech noun
Examples 
1Hafatesana tsy heloka, havelomana tsy hitsiny. [2.558]
2Ka ny ao Toamasina, sy Mojanga sy Anorontsanga, hatramin'izay namelezany ireo izay, dia matetika izy no mamely bombo ny tanàna, ary miady amintsika, ka rafitra mafy ny ady, ka samy hafatesana, nany antsika; [2.59]
Morphology 
Simple : hafatesana, hafatesako, hafatesanao, hafatesany, hafatesantsika, hafatesanay, hafatesanareo, hafatesan', hafatesan-, hafatesam-, hafatesa-
Prefixed : -kafatesana, -kafatesako, -kafatesanao, -kafatesany, -kafatesantsika, -kafatesanay, -kafatesanareo, -kafatesan', -kafatesan-, -kafatesam-, -kafatesa-
Synonyms fahafatesana
Proverbs 

Updated on 2020/07/31