Entry | 1 hafarana |
Root | 2 hafatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Omena raharaha, ampiandraiketina asa, anankinana zavatra: Nohafaran' i Neny aho mba hijerijery tsara ny trano Asaina tonga: Hafaro izy fa marary reniny Vidina any lavitra ka asaina alefa: Satroka sy lamba no hohafarako any Antananarivo |
Explanations in English |
5 [1.2] to be bequeathed, to be devised, to be specified; to be sent for, to be ordered. 6 [1.7] to be given orders; to be ordered; to be sent for |
Explanations in French |
7 [1.8] à qui on donne une commission; qu'on commande |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word hafarana |
Anagrams | 13 hafarana, hanafara, harafana |
Updated on 2023/01/20 |