Entry | hafaingana (faingana) | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [Rajemisa 1985] | |
French translation | vitesse, rapidité, célérité ¶ hafainganam-pihodina be indrindra: régime de rotation maximale. ¶ hafainganam-pikoriana amin'ny ventim-potoana: vitesse de débit par unité de temps ¶ hafainganam-pikoriana isan'ora: vitesse de débit par heure [SLP 1986] | |
Synonyms | fahafainganana ~ hafainganana ~ halaky | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |