Entry hady vory (hady, vory)
Part of speech expression
Malagasy definition hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana [Rajemisa 1985]
English translation A fosse round a house or town; a country house, so called because such houses used to be enclosed by a circular trench. [Richardson 1885]
Other spellings 

Updated on 2020/07/31