Entry hadinoina (hadino)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro) [Rajemisa 1985]
English definition to be forgotten, to be neglected. [Richardson 1885]
 to be forgotten [Hallanger 1973]
French definition qu'on oublie [Hallanger 1974]
Morphology 
hadinoina
hadinoiko
hadinoinao
hadinoiny
hadinointsika
hadinoinay
hadinoinareo
hadinoin'
hadinoin-
hadinoim-
hadinoi-
nohadinoina
nohadinoiko
nohadinoinao
nohadinoiny
nohadinointsika
nohadinoinay
nohadinoinareo
nohadinoin'
nohadinoin-
nohadinoim-
nohadinoi-
hohadinoina
hohadinoiko
hohadinoinao
hohadinoiny
hohadinointsika
hohadinoinay
hohadinoinareo
hohadinoin'
hohadinoin-
hohadinoim-
hohadinoi-
hadinoy
Quotes 

2010/05/05