Entry hadilanana (dilana)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] (hadilañana) hadilalana, fiolahana an' elakela-bohitra [Rakotosaona 1975]
 toerana iva kokoa sady tery, anelanelan' ny havoana roa, ka toy ny andilana mampitohy azy roa ireo; tehezan-tany nakoan' ny riaka: Mahery ny rivotra an-kadilanana [Rajemisa 1985]
English definition A dell, a dingle, a dale; an isthmus. See dilana [Richardson 1885]
French definition défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [Abinal 1888]
 col [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Synonyms ankadilanana
Quotes 

Updated on 2016/03/20