|
|
|
|

Entry 1  habokana
Root  2 boka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa. [1.1]
5 Jereo "Habokana (Aretin' i Hansen)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 191] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explanations in English  6 leprosy [1.2, 1.7]
Explanations in French  7 lèpre [1.5, 1.6]
8 la lèpre [1.3, 1.8]
Examples  9  Raha mateti-pitranga eo amin'ny toerana misy anao ny habokana dia ento ho zahana ilay zaza. [2.424#15#]
Vocabulary  10  Health
Quotes  11  Texts mentioning that word

Updated on 2026/05/22