|
|
|
|

Entry1  habetsahana
Root  2  betsaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hamaroana be: Tsy hita isa ny habetsahan' ny kintana
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] a number or quantity
Explanations in French  6  [1.3] la multitude, l'abondance
7  [1.8] nombre, quantité
Examples  8  Raha ny momba ny faritra hafa indray dia tsara raha arahina ilay fanao mahazatra momba ny tahiry sy ny habetsahana [4.27#]
9  Ny lalàna no mamaritra ny habetsahana, ny fepetra ary ny fombafomba fanomezana ny tambin-karama omena ireo olo-manan-kaja nantsoina hisahana andraikitra maha olom-boafidy [1.320#]
Synonyms  10  fahabetsahana, habetsaka
Compound words 

Anagrams  14  ahabetsahan, habetsahana, nahabetsaha

Updated on 2023/10/28