Entry habakabaka (habaka)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny mangoana tsy misy afa-tsy rivotra manodidina ny tany, izay toa andohalambo miloko mangamanga manarona ny tany no fijery azy, antsoina koa hoe lanitra amin' ny fiteny mahazatra: Mahavariana ny fidadasiky ny habakabaka / Mihalontralona eny amin' ny habakabaka ny kintana
English definition   amplitude, space, the sky, the firmament. [Richardson 1885]
   the skies, the firmament [Hallanger 1973]
French definition   le ciel, firmament [Hallanger 1974]
Derivations  
Synonyms   habaka

Entry habakabaka
Part of speech   noun
French definition   [Tankarana] derrière d'un boeuf. [David 1952 (takila H)]

Updated on 2017/03/10