|
|
|
|

Entry1  grevy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitokonana tsy hiasa mba ho fitakiana zo na tombontsoa kendrena ho azo, toy ny fisondrotan-karama izany, fanatsarana ny fitondrana, sns
Explanations in English  4  [3.1] strike
Explanations in French  5  [3.1] grève
Vocabulary  6  Politique

Updated on 2020/07/31