Entry | 1 granita |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] vato vandana mainty |
Explanations in French |
4 [1.13] granit |
Examples |
5 Ny fanambanin' ny havoana dia vatolampy granita vaky. [2.649#] 6 kraomita any Andriamena, manjarano any amin' ny morontsiraka Atsinanana sy manodidina an' i Moramanga, marbra sy granita any Ambatofinandrahana, tsy tenenina ny toerana fitrandraham-bato maro manakaiky ny renivohitra amina fepetra heverin' ny maro fa mampisalasala. [4.27#] |
Vocabulary |
7 Geology |
Synonyms | 8 vatomainty, vatorano |
Analogs | 9 granitika |
Anagrams | 10 angitra, granita, itranga, rangita, tangary |
Updated on 2023/04/02 |