|
|
|
|

Entry1  goay
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro
4  [1.1] Makadiry izaitsizy, ngeza aoka izany: Trano goay be
Explanations in English  5  [1.2] huge.
6  [1.7] huge, colossal
Explanations in French  7  [1.19] [Tankarana] immense.
8  [1.8] énorme, colossal
Examples  9  Midera an' i Jehovah etý an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra, Miderà an' ny Tompo etý an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe [2.996]
Derivatives 
10  Adjectives :
Synonyms  11  goaibe, goavambe, goavana
Compound words 

Anagrams  13  agio, goay

Updated on 2020/07/31