Entry ga
Part of speech noun
Malagasy definition Fonon-tanana, vita amin' ny lamba na hoditra: Gan-tanana fotsy ~ Manao ga [Rajemisa 1985]
English definition gloves [Richardson 1885]
Vocabulary 
Origin French: gant.
Analogues  gan-tanana ~ manao ga

Entry ga
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] olona avy narary nefa mbola tsy matanjaka,
bamby [Rakotosaona 1975]

Entry ga~
Part of speech prefix [Words with ga~]

Entry Ga
Part of speech noun (symbol)
French definition Gant [Abinal 1888]
Malagasy definition Singa miranoka, faha-31 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
English definition Gallium. [3.1]
Vocabulary 

Updated on 2017/06/29